11 Avy eo dia navoakan’izy ireo ny zanaky ny mpanjaka,+ ka nataony teo ambony lohany ny diadema+ sy ny horonam-boky misy ny Lalàna,+ ary nataony mpanjaka izy. Koa nanosotra+ azy ho mpanjaka i Joiada sy ny zanany, sady niteny hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”+