FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nandalo lavidavitra an’ireo taranak’i Esao+ rahalahintsika monina any Seira isika, ary nialantsika ny lalana mankany Araba+ sy Elata ary Eziona-gebera.+

      “Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+

  • 1 Mpanjaka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary i Solomona Mpanjaka nanao sambo maromaro tao Eziona-gebera,+ izay teo akaikin’i Elota,+ teo amoron’ny Ranomasina Mena, tany Edoma.+

  • 2 Mpanjaka 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’izay koa i Rezina mpanjakan’i Syria no nampody an’i Elata+ tamin’i Edoma. Dia nesoriny tany Elata ny Jiosy. Koa niditra tany Elata ny Edomita, ka monina any mandraka androany.

  • 2 Tantara 26:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izy no nanorina indray an’i Elota+ ka nampody azy tamin’ny Joda, rehefa nodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara