FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 “Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo+ ary hanenjika anao ka hahatratra anao mandra-pahalany ringana anao,+ satria tsy nihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao ka tsy nitandrina ny didiny sy ny lalàny izay nandidiany anao.+

  • 2 Mpanjaka 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nandefa iraka nankany amin’ny mpanjakan’i Asyria tany Lakisy i Hezekia mpanjakan’ny Joda, nanao hoe: “Efa nanota aho! Mandehana miverina fa aza mamely ahy. Ary homeko anao izay angatahinao amiko.”+ Koa nasain’ny mpanjakan’i Asyria nanome talenta volafotsy+ telonjato sy talenta volamena telopolo i Hezekia mpanjakan’ny Joda.

  • Ezra 7:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ampahafantariko anareo koa fa tsy azo ampandoavina hetra na haba+ na hetran-dalana+ ny mpisorona,+ sy ny Levita,+ sy ny mpitendry zavamaneno,+ sy ny mpiandry varavarana,+ sy ny Netinima,+ ary ny mpiasa ao amin’io tranon’Andriamanitra io.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara