2 Samoela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela. 2 Samoela 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’izy telopolo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.+ 1 Tantara 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary i Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Ary telo ny zanakalahin’i Zeroia: Abisay,+ Joaba,+ ary Asahela.+
18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela.
18 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’izy telopolo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.+
16 Ary i Zeroia sy Abigaila+ no anabavin’izy ireo. Ary telo ny zanakalahin’i Zeroia: Abisay,+ Joaba,+ ary Asahela.+