FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary naniraka olona nankany amin’i Zadoka+ sy Abiatara+ mpisorona i Davida Mpanjaka, hilaza hoe: “Teneno ny anti-panahin’i Joda+ hoe: ‘Nahoana ianareo indray no ho farany amin’ny fampodiana ny mpanjaka any an-tranony, nefa ny tenin’ny Israely rehetra efa tonga tao amin’ny mpanjaka tao an-tranony?

  • 1 Mpanjaka 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nifampiraharaha tamin’i Joaba zanak’i Zeroia sy tamin’i Abiatara+ mpisorona i Adonia. Koa nanampy azy izy roa lahy ireo, ka lasa mpomba azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara