FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Farany dia hoy i Abisay zanak’i Zeroia+ tamin’ny mpanjaka: “Nahoana io alika maty+ io no avela hanozona ny mpanjaka tompoko?+ Mba avelao aho hankeny hanapaka ny lohany.”+

  • 2 Samoela 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hoy i Davida tamin’i Abisay:+ “Hitondra loza ho antsika mihoatra noho i Absaloma,+ i Sheba+ zanak’i Bikry. Koa ento ny mpanompon’ny+ tomponao ka enjeho izy, sao hiditra any amin’ny tanàna voaro mafy izy ka tsy ho hitantsika intsony.”

  • 2 Samoela 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tonga nanampy+ an’i Davida avy hatrany anefa i Abisay+ zanak’i Zeroia, ka namely an’ilay Filistinina, dia namono azy ho faty. Tamin’izay dia nianiana tamin’i Davida ny olony hoe: “Tsy mahazo mivoaka hiady miaraka aminay intsony ianao,+ sao hovonoinao+ ny jiron’ny+ Israely!”

  • 2 Samoela 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’izy telopolo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.+

  • 1 Tantara 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Abisay+ zanak’i Zeroia+ nahafaty Edomita valo arivo sy iray alina teo amin’ny Lohasahan-tsira.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara