1 Tantara 2:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ireo no taranak’i Kaleba. Ary ireto avy ny zanakalahin’i Hora+ lahimatoan’i Efrata:+ Sobala+ rain’i Kiriata-jearima,+ 1 Tantara 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Penoela rain’i Gedora,+ ary Ezera rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora,+ izay lahimatoan’i Efrata sady rain’i Betlehema.+
50 Ireo no taranak’i Kaleba. Ary ireto avy ny zanakalahin’i Hora+ lahimatoan’i Efrata:+ Sobala+ rain’i Kiriata-jearima,+
4 Penoela rain’i Gedora,+ ary Ezera rain’i Hosa. Ireo no zanak’i Hora,+ izay lahimatoan’i Efrata sady rain’i Betlehema.+