FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nankany an-tany efitr’i Joda, tany atsimon’i Arada,+ ny taranak’i Joda. Ary niara-niakatra tamin’izy ireo, avy tany amin’ny tanàna be hazo palmie,+ ny taranak’ilay Kenita+ rafozandahin’i Mosesy,+ ka nandeha nanorim-ponenana teo amin’ny vahoaka.+

  • Mpitsara 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary efa nisaraka tamin’ny Kenita+ taranak’i Hobaba i Hebera+ Kenita. Vinantolahin’io Hobaba io i Mosesy.+ Nanangana ny tranolainy teo akaikin’ilay hazobe tao Zananima any Kedesy i Hebera.

  • 1 Samoela 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Saoly tamin’ny Kenita:+ “Mandehana midina, ka mialà+ amin’ny Amalekita, mba tsy handringanako anao miaraka aminy. Fa naneho hatsaram-panahy feno fitiavana tamin’ny zanak’Israely rehetra ianao,+ fony izy ireo niakatra avy tany Ejipta.”+ Koa niala tamin’i Amaleka ny Kenita.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara