Nomery 32:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 sy Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Ary nampitondrain’izy ireo ny anarany ireo tanàna naoriny. Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava.
38 sy Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Ary nampitondrain’izy ireo ny anarany ireo tanàna naoriny.
2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava.