-
2 Tantara 25:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary i Amazia mpanjakan’ny Joda zanak’i Joasy zanak’i Joahaza no nosamborin’i+ Joasy mpanjakan’ny Israely tany Beti-semesy, ka nentiny tany Jerosalema.+ Ary nanagorobahan’i Joasy efajato hakiho ny mandan’i Jerosalema, nanomboka teo amin’ny Vavahadin’i Efraima+ ka hatreo amin’ny Vavahady An-jorony.+
-