2 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+ 1 Tantara 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jotama niteraka an’i Ahaza;+ Ahaza niteraka an’i Hezekia;+ Hezekia niteraka an’i Manase;+ Isaia 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+ Hosea 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely. Mika 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+ Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
2 Roapolo taona i Ahaza tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+
7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+
1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.
1 Ny tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Mika+ avy any Moreseta, tamin’ny andron’i Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba an’i Samaria+ sy Jerosalema:+