11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana,+ sy ny trano, sy ny efitra fitehirizana entana,+ sy ny efitra any an-tampon-trano,+ sy ny efitrano anatiny, sy ny trano misy ny sarony fampihavanana,+
4 Nifampitohy tamin’ny lavan’ilay trano ny tilikambo fidirana,+ ka roapolo hakiho ny lavany sady niraikitra tamin’ny sakan’ilay trano, ary roapolo amby zato hakiho ny haavony. Ary nopetahan’i Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony ny tao anatiny.