Eksodosy 29:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy iray,+ ary ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.*+ Nomery 28:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy kely iray, fa ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.+
39 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy iray,+ ary ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.*+
4 Hatolotrao amin’ny maraina ny ondrilahy kely iray, fa ny iray kosa hatolotrao eo anelanelan’ny takariva roa.+