26 Dia nalainy ireo zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’i Jehovah sy ireo tao an-tranon’ny mpanjaka,+ ka lasany daholo ny zava-drehetra.+ Lasany koa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.+
14 Dia nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy ary ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah,+ sy ny zava-tsarobidy notehirizina tao an-tranon’ny mpanjaka. Nisy koa olona nalainy ho takalon’aina. Dia niverina tany Samaria izy.