FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ankalazao koa ny fetin’ny fijinjana ny voaloham-bokatra,+ avy amin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao koa ny fetin’ny fanangonam-bokatra atao amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+

  • Levitikosy 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro voalohan’ny volana fahafito+ dia ho fitsaharana tanteraka ho anareo, sy ho fampahatsiarovana anareo amin’ny alalan’ny fitsofana trompetra,+ ary ho fivoriambe masina.+

  • Levitikosy 23:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro fahadimy ambin’ny folon’io volana fahafito io koa dia fetin’ny trano rantsankazo. Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+

  • Nomery 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito, dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ho andro fitsofana trompetra izany.+

  • Nomery 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Amin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana fahafito,+ dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ary mankalazà fety ho an’i Jehovah mandritra ny fito andro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara