11 Ary ny vola voaisa dia natolony ny mpanao ny asa,+ izay notendrena ho ao an-tranon’i Jehovah. Ireo indray nanome izany ho an’ny mpandrafitra sy ny mpanorina, izay niasa tao an-tranon’i Jehovah,
4 “Miakara any amin’i Hilkia+ mpisoronabe,+ ary asaivo angoniny ny vola+ nentin’ny olona tao an-tranon’i Jehovah,+ dia ny vola voangon’ny mpiandry varavarana.+