FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ho taninareo ny tany rehetran’ny Hetita+ manomboka any an-tany efitra sy eo amin’irỳ Libanona irỳ, ka mipaka hatrany amin’ny renirano lehibe, dia ny reniranon’i Eofrata, ary hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe manandrify ny filentehan’ny masoandro.+

  • 1 Mpanjaka 4:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa teo ambany fifehezany ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ dia ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano.+ Ary nandry feizay+ ny faritra rehetra nanjakany, na taiza na taiza.

  • Ezra 4:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nisy mpanjaka+ nahery tao Jerosalema, ary nanjaka tamin’izay rehetra tany ampitan’ny Renirano izy ireo,+ ka nandoavana hetra sy haba ary hetran-dalana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara