FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary izay tsy tonga+ ao anatin’ny telo andro, araka ny tenin’ireo andriana+ sy anti-panahy, dia halaina+ ny fananany rehetra, ary hesorina+ tsy ho anisan’ny fiangonan’ireo avy tany an-tsesitany izy.

  • Ezra 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa aoka re hisolo tena ny fiangonana manontolo ireo andriananay+ e! Ary izay rehetra manambady vehivavy hafa firenena ao amin’ireo tanànanay, dia aoka ho tonga amin’ny fotoana voatondro, miaraka amin’ny anti-panahy sy ny mpitsara isan-tanàna, mandra-pampitonenay ny fahatezerana mafin’ilay Andriamanitray noho io raharaha io.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara