-
Nomery 29:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ireo no hatolotrareo, ankoatra ny fanatitra dorana+ fanolotra isam-bolana sy ny fanatitra varimbazaha+ ampiarahina aminy, sy ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka+ sy ny fanatitra varimbazaha+ ampiarahina aminy, izay samy ampiarahina amin’ny fanatitra zava-pisotro,+ araka ny efa fanao, mba ho hanitra mampitony, ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+
-