FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy nanaiky+ ny tenin’ny mpanjaka nentin’ireo tandapa anefa i Vasty vadin’ny mpanjaka, ka tsy nety nankany mihitsy. Dia nisafoaka mafy ny mpanjaka ka nirehitra ny fahatezerany.+

  • Estera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’izany, rehefa nitony ny fahatezeran’i Ahasoerosy+ Mpanjaka, dia tsaroany i Vasty+ sy ny nataony+ ary ny sazy nampiharina taminy.+

  • Estera 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary tian’ny mpanjaka mihoatra noho ireo vehivavy rehetra i Estera, ka nahazo sitraka taminy sy nanehoany hatsaram-panahy mihoatra noho ireo virjiny rehetra.+ Dia napetrany teo an-dohan’i Estera ny diadema, ary nataony vadin’ny mpanjaka+ hisolo an’i Vasty izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara