FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy aho:+ “Andriamanitro ô! Tena menatra+ sy sadaikatra+ aho ny hiandrandra hitodika any aminao, ry Andriamanitro ô! Fa nihamaro ny fahadisoanay+ ka mihoatra ny lohanay, ary lehibe manakatra ny lanitra ny helokay.+

  • Joba 42:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Koa tsoahako ny teniko,

      Ary mibebaka+ eto amin’ny vovoka sy ny lavenona aho.”

  • Salamo 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+

      Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+

      Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+

      Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara