Jaona 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izao no fototry ny fanamelohana: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava,+ satria ratsy ny ataony. Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
19 Izao no fototry ny fanamelohana: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava,+ satria ratsy ny ataony.
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+