4 Iza no niakatra tany an-danitra ka nidina avy any?+ Iza no nahavita nanangona rivotra+ ho ao anatin’ny tanany roa? Iza no nahafono ny rano tamin’ny lamba fitafy?+ Iza no nampisondrotra ny faran’ny tany?+ Iza no anarany,+ ary iza no anaran’ny zanany, raha fantatrao?+
20 Fa ny toetrany tsy hita maso,+ izany hoe ny heriny+ mandrakizay sy ny maha Andriamanitra azy,+ dia hita mazava hatramin’ny namoronana izao tontolo izao,+ satria hita amin’ny zavatra nataony.+ Koa tsy afa-tsiny izy ireo,+