Joba 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izy koa no mpamonjy ahy,+Fa tsy hisy mpivadi-pinoana ho tafiditra eo anatrehany.+ Joba 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+
8 Fa inona moa ny fanantenan’ny mpivadi-pinoana raha aringan’Andriamanitra izy,+Ka esorin’Andriamanitra ny ainy?+