1 Mpanjaka 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nisy lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly mihitsy aza tao amin’ilay tany.+ Dia nataon’izy ireo daholo ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+
24 Ary nisy lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly mihitsy aza tao amin’ilay tany.+ Dia nataon’izy ireo daholo ny zava-maharikoriko rehetra fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.+