12 Fantatro fa maro tokoa ny fikomianareo,+ ary tena lehibe ireo fahotanareo,+ ry mpankahala olo-marina,+ sady mpandray tsolotra,+ ary tsy manome rariny ho an’ny mahantra+ eo am-bavahady.+
10 Aza manambaka ny mpitondratena+ na ny kamboty ray+ na ny vahiny monina eo aminareo+ na ny ory,+ ary aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo+ hamelezana ny namanareo.’