1 Samoela 30:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa nentiny nidina tokoa izy,+ ary indreo ny Amalekita niparitadritaka tetsy sy teroa nanerana an’ilay faritra, sady nihinana sy nisotro ary nanao fety+ noho ny zava-drehetra nobaboiny tany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny tanin’i Joda.+
16 Koa nentiny nidina tokoa izy,+ ary indreo ny Amalekita niparitadritaka tetsy sy teroa nanerana an’ilay faritra, sady nihinana sy nisotro ary nanao fety+ noho ny zava-drehetra nobaboiny tany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny tanin’i Joda.+