29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra.+ Na izany aza, dia faly be ny naman’ny mpampakatra rehefa mitsangana ka mandre ny feon’ny mpampakatra. Ary efa feno ankehitriny izany fifaliako izany.+
9 Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito nanana ny vilia fito feno ny loza fito farany.+ Dia hoy izy tamiko: “Avia atỳ fa hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.”+