FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa hanambara ny anaran’i Jehovah+ aho.

      Ekeo ny fahalehibeazan’ny Andriamanitsika!+

  • 1 Tantara 29:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nisaotra+ an’i Jehovah teo anatrehan’ny fiangonana+ manontolo i Davida, ka nilaza hoe: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Israely+ razambenay ô, hisaorana anie ianao+ hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!

  • Salamo 25:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+

      Hampianatra azy momba izay lalana hofidiny Izy.+

  • Isaia 61:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hifaly amin’i Jehovah+ tokoa aho, ary hiravoravo amin’Andriamanitro.+ Fa efa nampanaoviny ahy toy ny akanjo ny famonjena,+ ary efa nampitafiany ahy toy ny akanjo tsy misy tanany ny fahamarinana,+ ka hoatran’ny mpampakatra manao fehiloha+ toy ny mpisorona aho, ary hoatran’ny ampakarina manao ny firavany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara