Isaia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hosasan’i Jehovah ny zanakavavin’i Ziona mba hanesorana ny dikiny,*+ ary hosasany+ hiala amin’i Jerosalema ny ra nalatsaka+ tao, ka ny herin’ny fitsarana sy ny herin’ny fahatezerana mirehitra+ no hampiasainy amin’izany. Isaia 48:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nodioviko ianao, nefa tsy nataoko toy ny fanadiovana volafotsy.+ Nofidiko ianao fony ianao tao anatin’ny fatana fandrendrehana, eny, tao anatin’ny fahoriana.+ Ezekiela 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Anisan’ny fahalotoanao ny fitondran-tena baranahiny.+ Koa tsy maintsy nanadio anao aho, nefa tsy nety nadio ianao, ary tsy afaka ny fahalotoanao.+ Tsy hadio intsony ianao raha tsy efa afaka ny fahatezerako aminao.+
4 Hosasan’i Jehovah ny zanakavavin’i Ziona mba hanesorana ny dikiny,*+ ary hosasany+ hiala amin’i Jerosalema ny ra nalatsaka+ tao, ka ny herin’ny fitsarana sy ny herin’ny fahatezerana mirehitra+ no hampiasainy amin’izany.
10 Koa nodioviko ianao, nefa tsy nataoko toy ny fanadiovana volafotsy.+ Nofidiko ianao fony ianao tao anatin’ny fatana fandrendrehana, eny, tao anatin’ny fahoriana.+
13 “‘Anisan’ny fahalotoanao ny fitondran-tena baranahiny.+ Koa tsy maintsy nanadio anao aho, nefa tsy nety nadio ianao, ary tsy afaka ny fahalotoanao.+ Tsy hadio intsony ianao raha tsy efa afaka ny fahatezerako aminao.+