2 Mpanjaka 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+ 2 Mpanjaka 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+ Salamo 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 I Jehovah no ialofako,+Koa ahoana no ahasahianareo milaza amiko hoe:“Mandosira toy ny vorona, ho any an-tendrombohitrareo?+ Salamo 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+
10 “Izao no holazainareo amin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda: ‘Aza manaiky ho voafitak’ilay Andriamanitra itokisanao,+ izay manao hoe: “Tsy hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Asyria i Jerosalema.”+
22 Mihantsy an’iza ianao,+ ary manevateva an’iza?+Mampiaka-peo amin’iza ianao,+Ary mampiandranandrana ny masonao amin’iza?+Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+
11 I Jehovah no ialofako,+Koa ahoana no ahasahianareo milaza amiko hoe:“Mandosira toy ny vorona, ho any an-tendrombohitrareo?+
8 “Efa nankininy tamin’i Jehovah ny fiainany,+ koa aoka Izy hamonjy azy!+Aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy!”+