-
2 Mpanjaka 18:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 mandra-pahatongako hitondra anareo ho any amin’ny tany izay tahaka ny taninareo,+ dia tany misy varimbazaha sy divay vaovao, tany misy mofo+ sy tanimboaloboka,+ tany misy hazo oliva fakana menaka ary tany misy tantely.+ Dia ho velona ianareo fa tsy ho faty. Ary aza mihaino an’i Hezekia, fa mamitaka anareo izy raha milaza hoe: ‘I Jehovah no hamonjy antsika.’+
-
-
2 Tantara 32:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nanoratra taratasy+ koa izy mba hanalana baraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely+ sy haniratsirana azy, nanao hoe: “Tsy hahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako ny Andriamanitr’i Hezekia, tahaka ny andriamanitr’ireo+ firenena manodidina, izay tsy nahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako.”+
-