-
2 Mpanjaka 19:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ny iraka+ nalefanao no nampiasainao hihantsiana an’i Jehovah, ka hoy ianao:+
‘Ny kalesin’adiko maro be+ no hiakarako
Eny amin’ny tendrombohitra avo indrindra,+
Any amin’ny faritra lavitra indrindra ao Libanona.+
Ary hokapaiko ny hazo sedera+ avo sy ny hazo zenevrie+ tsara indrindra any.
Dia hiditra ao amin’ny toeram-ponenana faran’izay lavitra any aho, any amin’ny alany mahavokatra.+
-