FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Raha mba vonona hamela ny helony mantsy ianao...!+ Fa raha tsy izany dia vonoy ao amin’ny boky+ nosoratanao re ny anarako e!”+

  • Apokalypsy 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izay mandresy+ àry dia hampanaovina akanjo ivelany fotsy.+ Ary tsy hamono ny anarany ao amin’ny bokin’ny fiainana+ mihitsy aho, fa hanaiky ny anarany eo anatrehan’ny Raiko+ sy eo anatrehan’ny anjeliny.+

  • Apokalypsy 20:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary izay tsy hita voasoratra tao amin’ny bokin’ny fiainana+ dia natsipy mafy tao amin’ny farihy afo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara