Jeremia 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,+ fa hanasitrana ny fikomianareo aho.”+ “Indreto izahay manatona anao, fa ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+ Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+ Hosea 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Hositraniko ny fivadihany tamiko.+ Ary sitrapoko ny ho tia azy,+ satria efa niala taminy ny fahatezerako.+
22 “Miverena, ry zanako mpikomy ô,+ fa hanasitrana ny fikomianareo aho.”+ “Indreto izahay manatona anao, fa ianao, Jehovah ô, no Andriamanitray!+
6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+
4 “Hositraniko ny fivadihany tamiko.+ Ary sitrapoko ny ho tia azy,+ satria efa niala taminy ny fahatezerako.+