FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+

  • Isaia 61:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hahazo anjara avo roa heny+ ny oloko ho solon’ny henatra, ary tsy ho afa-baraka intsony izy fa hihoby noho ny anjarany.+ Koa hahazo anjara avo roa heny+ izy ireo ao amin’ny taniny, ka hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Jeremia 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 ny feon’olona mifaly sy miravoravo,+ ny feon’ny mpampakatra sy ny ampakarina, ary ny feon’ireo manao hoe: “Derao i Jehovah Tompon’ny tafika fa tsara i Jehovah,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana!”’+

      “‘Hitondra fanati-pisaorana ao an-tranon’i Jehovah izy ireo,+ satria hampodiko avy any amin’ny fahababoana ny mponin’ity tany ity, ka ho toy ny taloha’,+ hoy i Jehovah.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara