8 Hofoanany tsy hisy mandrakizay ny fahafatesana.+ Hofafan’i Jehovah Tompo Fara Tampony koa ny ranomaso amin’ny tarehy rehetra,+ ary hesoriny ny fahafaham-barakan’ny olony any amin’ny tany rehetra,+ fa i Jehovah no efa niteny.
10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
4 Ary hofafany ny ranomaso+ rehetra amin’ny mason’izy ireo, ka tsy hisy fahafatesana intsony,+ sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana,+ fa efa lasa ny zavatra taloha.”+