FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nitebiteby+ i Farao nony maraina, ka nampanantsoiny avokoa ny mpisorona nampiasa herin’ny maizina+ sy ny olon-kendry+ tao Ejipta. Dia notantarainy tamin’ireo ny nofiny,+ nefa tsy nisy nahalaza ny heviny.

  • 1 Mpanjaka 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ny fahendren’i Solomona dia nihoatra+ noho ny fahendren’ny Tatsinanana+ rehetra sy ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina.+

  • Mpitoriteny 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nampiasa fahendrena aho mba hitsapako izany rehetra izany. Hoy aho: “Ho hendry aho.” Lavitra ahy anefa ny fahendrena.+

  • Asan’ny Apostoly 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ka nampianarina ny fahendrena+ rehetra nananan’ny Ejipsianina. Ary nahery tamin’ny teniny+ sy ny nataony izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara