2 Mpanjaka 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino, Jehovah ô!+ Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba mba hihantsiana+ an’ilay Andriamanitra velona. Nehemia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa mihainoa,+ ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Atsingereno eo an-dohan’ireo ny latsa+ ataony aminay, ka ataovy izay hahavoaroba azy sy hahalasa azy ho babo any an-tanin’olona.
16 Aoka ianao hanongilan-tsofina ka hihaino, Jehovah ô!+ Ahirato ny masonao,+ Jehovah ô, ka mijere, ary henoy ny teny nampitondrain’i Sankeriba mba hihantsiana+ an’ilay Andriamanitra velona.
4 Koa mihainoa,+ ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay.+ Atsingereno eo an-dohan’ireo ny latsa+ ataony aminay, ka ataovy izay hahavoaroba azy sy hahalasa azy ho babo any an-tanin’olona.