FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+

  • Jeremia 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fantatrao ny manjo ahy.+ Mba tsarovy aho,+ Jehovah ô, ka tsinjovy, ary valio ny mpanenjika ahy.+ Tsy mora tezitra ianao, nefa aza avela ho faty aho na izany aza.+ Tsarovy fa noho ny aminao no itondrako latsa.+

  • Romanina 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara