10 “Iza no hitenenako sy hampitandremako ka hihaino ahy? Tsy voafora ny sofin’ireo, ka tsy afa-mandre izy.+ Nataony tsinontsinona ny tenin’i Jehovah,+ sady tsy nahafinaritra azy.+
15 Fantatrao ny manjo ahy.+ Mba tsarovy aho,+ Jehovah ô, ka tsinjovy, ary valio ny mpanenjika ahy.+ Tsy mora tezitra ianao, nefa aza avela ho faty aho na izany aza.+ Tsarovy fa noho ny aminao no itondrako latsa.+