-
Isaia 37:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ny mpanomponao no nampiasainao hihantsiana an’i Jehovah, ka hoy ianao:+
‘Ny kalesin’adiko maro be+
No hiakarako eny amin’ny tendrombohitra avo indrindra,+
Any amin’ny faritra lavitra indrindra ao Libanona.+
Ary hokapaiko ny hazo sedera avo sy ny hazo zenevrie+ tsara indrindra any.
Dia hiditra ao amin’ny toerana avo faran’izay lavitra any aho, any amin’ny alany mahavokatra.+
-