FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+

      Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+

      Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+

      Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+

  • Salamo 130:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Aoka hiandry foana an’i Jehovah ny Israely.+

      Fa ao amin’i Jehovah ny hatsaram-panahy feno fitiavana,+

      Ary fanavotana miezinezina no ataony.+

  • Isaia 62:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy holazaina intsony hoe vady nafoy tanteraka ianao,+ ary tsy hatao intsony hoe lao ny taninao.+ Hantsoina kosa ianao hoe Sitrako Izy,+ ary ny taninao hoe Manan-tompo Satria Manambady. Fa hankasitraka anao i Jehovah, ary ny taninao hanan-tompo satria manambady.+

  • Jeremia 32:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 ‘Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy izy ireo. Tezitra sy vinitra ary nisafoaka+ tokoa aho rehefa nanaparitaka azy. Hampodiko eto amin’ity toerana ity ihany anefa izy ireo, ka hataoko monina tsy manana ahiahy.+

  • Zakaria 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hisy mponina tokoa ao Jerosalema, ary tsy hatokana haringana intsony izy.+ Tsy hanana ahiahy+ ny mponina ao aminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara