Jeremia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary tsy ho afa-mandositra an’ireo Kaldeanina i Zedekia mpanjakan’ny Joda, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona, ka hiresaka mivantana aminy sy hifanatri-maso aminy.”’+ Jeremia 52:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nisy andia-miaramila kaldeanina nanenjika an’i Zedekia Mpanjaka,+ ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko. Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra.+ Amosa 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy hisy intsony ny toerana ho azon’ny haingam-pandeha andosirana.+ Tsy hisy olona matanjaka hampitombo ny heriny, ary tsy hisy olo-mahery hahavonjy ny ainy.+
4 Ary tsy ho afa-mandositra an’ireo Kaldeanina i Zedekia mpanjakan’ny Joda, fa hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona, ka hiresaka mivantana aminy sy hifanatri-maso aminy.”’+
8 Nisy andia-miaramila kaldeanina nanenjika an’i Zedekia Mpanjaka,+ ka nahatratra azy+ teny amin’ny lemaka karakaina any Jeriko. Koa niparitaka sy nandao azy ny miaramilany rehetra.+
14 Tsy hisy intsony ny toerana ho azon’ny haingam-pandeha andosirana.+ Tsy hisy olona matanjaka hampitombo ny heriny, ary tsy hisy olo-mahery hahavonjy ny ainy.+