4 Aoka ho menatra ianao, ry Sidona.+ Izao mantsy no nolazain’ny ranomasina, ry tanàna voaro mafy eny amoron-dranomasina: “Tsy nihetsi-jaza aho, na niteraka na nitaiza zazalahy na nanabe virjiny.”+
4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+