-
Ezekiela 32:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “‘Any no misy ny andriana rehetra avy any avaratra, sy ny Sidonianina+ rehetra, izay midina amin-kenatra miaraka amin’ireo voavono, na dia nampihorohoro ny hafa aza noho ny heriny. Hiara-mivalampatra amin’ireo matin-tsabatra ireny tsy mifora ireny, ary ho afa-baraka miaraka amin’izay midina any an-davaka.+
-