FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edoma+ sy ny mpanjakan’i Moaba+ sy ny mpanjakan’ny taranak’i Amona+ sy ny mpanjakan’i Tyro+ ary ny mpanjakan’i Sidona+ izany, ka ampitondray an’ireo iraka izay tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda.

  • Jeremia 47:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa tonga ilay andro handrobana ny Filistinina+ rehetra sy handringanana an’ireo sisa niangana, izay nanampy+ an’i Tyro+ sy Sidona.+ Horobain’i Jehovah mantsy ny sisa tavela amin’ireo Filistinina+ avy any amin’ny nosy Kaftora.+

  • Ezekiela 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Any no misy ny andriana rehetra avy any avaratra, sy ny Sidonianina+ rehetra, izay midina amin-kenatra miaraka amin’ireo voavono, na dia nampihorohoro ny hafa aza noho ny heriny. Hiara-mivalampatra amin’ireo matin-tsabatra ireny tsy mifora ireny, ary ho afa-baraka miaraka amin’izay midina any an-davaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara