8 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Nehosta, zanak’i Elnatana avy any Jerosalema.
24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia izao no hataoko: Na peratra fanombohan-kase+ eto an-tanako ankavanana aza ianao, ry Konia+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, dia hotsoahako hiala eo ianao!+