Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’ireo nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany+ tany Babylona, dia ireto avy ny zanaky ny faritany+ izay nivoaka avy tamin’ny fahababoana, ka niverina+ tany Jerosalema sy Joda,+ tany amin’ny tanànany avy, Jeremia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hitsinjo azy ireo ny masoko,+ ary hampodiko eto amin’ity tany ity izy ireo,+ ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+
3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
2 Tamin’ireo nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany+ tany Babylona, dia ireto avy ny zanaky ny faritany+ izay nivoaka avy tamin’ny fahababoana, ka niverina+ tany Jerosalema sy Joda,+ tany amin’ny tanànany avy,
6 Dia hitsinjo azy ireo ny masoko,+ ary hampodiko eto amin’ity tany ity izy ireo,+ ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+