2 Mpanjaka 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nataony sesitany tany Babylona+ àry i Joiakina.+ Ary nentiny avy any Jerosalema koa ny renin’ny mpanjaka+ sy ireo vadin’ny mpanjaka ary ny tandapany,+ mbamin’ny olona ambony teo amin’ilay tany, mba hatao sesitany tany Babylona. 2 Mpanjaka 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona avokoa ny lehilahy matanjaka mpiady rehetra, dia ny lehilahy mahery fo niisa fito arivo, sy lehilahy arivo mpanao asa tanana sy mpanorina manda fiarovana.+ 2 Mpanjaka 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny vahoaka sisa+ tao an-tanàna, sy ireo nitsoaka mba hitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny olona sisa tavela, dia nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ka nataony sesitany.+ 2 Tantara 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+ Fitomaniana 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lasa an-tsesitany i Joda noho ny fahoriana+ sy ny fanandevozana mafy.+Voatery monina any amin’ireo firenena izy.+ Tsy mahita fiadanana mihitsy izy.Nahatratra azy tampoka tao anatin’ny fahoriana ireo rehetra nanenjika azy.+
15 Nataony sesitany tany Babylona+ àry i Joiakina.+ Ary nentiny avy any Jerosalema koa ny renin’ny mpanjaka+ sy ireo vadin’ny mpanjaka ary ny tandapany,+ mbamin’ny olona ambony teo amin’ilay tany, mba hatao sesitany tany Babylona.
16 Ary nentin’ny mpanjakan’i Babylona natao sesitany tany Babylona avokoa ny lehilahy matanjaka mpiady rehetra, dia ny lehilahy mahery fo niisa fito arivo, sy lehilahy arivo mpanao asa tanana sy mpanorina manda fiarovana.+
11 Ary ny vahoaka sisa+ tao an-tanàna, sy ireo nitsoaka mba hitolo-batana tamin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny olona sisa tavela, dia nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiaro ny mpanjaka, ka nataony sesitany.+
20 Dia nentiny ho babo tany Babylona+ izay sisa tsy matin-tsabatra, ka nanjary nanompo azy+ sy ny taranany, mandra-pitondran’ny fanjakan’i Persa.+
3 Lasa an-tsesitany i Joda noho ny fahoriana+ sy ny fanandevozana mafy.+Voatery monina any amin’ireo firenena izy.+ Tsy mahita fiadanana mihitsy izy.Nahatratra azy tampoka tao anatin’ny fahoriana ireo rehetra nanenjika azy.+